TSIAHY (NARY ARTHUR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nataoko ny tsy hahatsiaro ny zuyungnc anaranao
Tsy tiako wmbxvr zlius hifoha intsony
Nataoko ny hanadino ny salovanao
Mandratra ny ati-fo
Mitomany aho,
Vonton-dranomaso,
Malahelo am-po,
Mahatsiahy ny taloha,
Ny ranomaso foana no mitrahotraho
Nataoko anefa ny hangina
Tsy hiverina hibanjina tononkira.serasera.org ny lasa
Ny endrikao ry fahiny, ny zava-bita
Niniako ho hadinoina
Mitomany aho,
Vonton-dranomaso,
Malahelo am-po,
Mahatsiahy ny taloha,
Ny ranomaso foana no mitrahotraho
Mitomany aho,
Vonton-dranomaso,
Malahelo am-po,
Mahatsiahy ny taloha,
Ny ranomaso foana no mitrahotraho
Tsy tiako wmbxvr zlius hifoha intsony
Nataoko ny hanadino ny salovanao
Mandratra ny ati-fo
Mitomany aho,
Vonton-dranomaso,
Malahelo am-po,
Mahatsiahy ny taloha,
Ny ranomaso foana no mitrahotraho
Nataoko anefa ny hangina
Tsy hiverina hibanjina tononkira.serasera.org ny lasa
Ny endrikao ry fahiny, ny zava-bita
Niniako ho hadinoina
Mitomany aho,
Vonton-dranomaso,
Malahelo am-po,
Mahatsiahy ny taloha,
Ny ranomaso foana no mitrahotraho
Mitomany aho,
Vonton-dranomaso,
Malahelo am-po,
Mahatsiahy ny taloha,
Ny ranomaso foana no mitrahotraho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NARY ARTHURVangy : 13047
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Andriamady Doris
Daty : 12/07/2003 19:42
