ERITRERITRA (NARY ARTHUR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro be avjezol ireo andro lasa no nanary
Ny tsiahy koa hiverina indray
Fahatsiarovana tsy mety mangina
Eritreritra tsy hay difiana
Ireo lalana nodiavina namohafoha
Ny tandindona niarahana hatrizay
Ka ny dian-tsika avy ao ivoho
No manambara tononkira.serasera.org tsy azo lavina
Koa tsarovy anie, aza adino koa
Lay andro mamy niombonana
Tsy namela antsika tsy hisaina ny ho avy
Toa nofy mangina ho ahy sy ho anao
Reny lasantsika ireny dia vita nrnx sary
Tsy mba rava fa ao an’eritreritra
Na ny tsiky na ny sento
Tsy namela hanadino
Ireo lalana nodiavina namohafoha
Ny tandindona niarahana hatrizay
Ka ny dian-tsika avy ao ivoho
No manambara tsy azo lavina
Koa tsarovy anie, aza adino koa
Lay andro mamy niombonana
Tsy namela antsika tsy hisaina ny xjwn ho avy
Toa nofy mangina ho ahy sy ho anao (2)
Ny tsiahy koa hiverina indray
Fahatsiarovana tsy mety mangina
Eritreritra tsy hay difiana
Ireo lalana nodiavina namohafoha
Ny tandindona niarahana hatrizay
Ka ny dian-tsika avy ao ivoho
No manambara tononkira.serasera.org tsy azo lavina
Koa tsarovy anie, aza adino koa
Lay andro mamy niombonana
Tsy namela antsika tsy hisaina ny ho avy
Toa nofy mangina ho ahy sy ho anao
Reny lasantsika ireny dia vita nrnx sary
Tsy mba rava fa ao an’eritreritra
Na ny tsiky na ny sento
Tsy namela hanadino
Ireo lalana nodiavina namohafoha
Ny tandindona niarahana hatrizay
Ka ny dian-tsika avy ao ivoho
No manambara tsy azo lavina
Koa tsarovy anie, aza adino koa
Lay andro mamy niombonana
Tsy namela antsika tsy hisaina ny xjwn ho avy
Toa nofy mangina ho ahy sy ho anao (2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NARY ARTHURHits : 7845
Likes : 0 Like
Created by : Doris sy Ericka
Date : 12/10/2003 01:30
