TSIAHY (NARY ARTHUR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nataoko ny tsy hahatsiaro ny anaranao
Tsy tiako hifoha intsony
Nataoko ny hanadino ny kpzui salovanao
Mandratra ny ati-fo
Mitomany aho,
Vonton-dranomaso,
Malahelo am-po,
Mahatsiahy ny taloha,
Ny oihrm ranomaso foana no mitrahotraho
Nataoko anefa tononkira.serasera.org ny hangina
Tsy hiverina hibanjina ny lasa
Ny endrikao ry fahiny, rgckz ny zava-bita
Niniako ho hadinoina
Mitomany aho,
Vonton-dranomaso,
Malahelo am-po,
Mahatsiahy ny taloha,
Ny ranomaso foana no mitrahotraho
Mitomany aho,
Vonton-dranomaso,
Malahelo am-po,
Mahatsiahy ny taloha,
Ny ranomaso foana no mitrahotraho
Tsy tiako hifoha intsony
Nataoko ny hanadino ny kpzui salovanao
Mandratra ny ati-fo
Mitomany aho,
Vonton-dranomaso,
Malahelo am-po,
Mahatsiahy ny taloha,
Ny oihrm ranomaso foana no mitrahotraho
Nataoko anefa tononkira.serasera.org ny hangina
Tsy hiverina hibanjina ny lasa
Ny endrikao ry fahiny, rgckz ny zava-bita
Niniako ho hadinoina
Mitomany aho,
Vonton-dranomaso,
Malahelo am-po,
Mahatsiahy ny taloha,
Ny ranomaso foana no mitrahotraho
Mitomany aho,
Vonton-dranomaso,
Malahelo am-po,
Mahatsiahy ny taloha,
Ny ranomaso foana no mitrahotraho
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NARY ARTHURHits : 13211
Likes : 1 Like
Created by : Andriamady Doris
Date : 12/07/2003 19:42
