TSY KIVY (NARY ARTHUR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny androm-piainako taloha
Fony teo anilanao
Nantenaiko tsy ho rava
Ny hasambarana
Tsy atao hahakivy na hampamoy fo
Mitraka ihany rgkg fa tsy hitomany
Tsy haiko angamba ny fomba fitia
Tsy fantatro
Izay atao rehetra tsy mety avokoa
Tsy fantatro
Mahatsiaro resy aho iuumww izany
Miantso tody sanatria
Hikizirako hatrany
Mitady hasambarana
Tsy atao hahakivy na hampamoy fo
Mitraka ihany fa tsy hitomany
Tsy haiko angamba ny fomba fitia
Tsy fantatro
Izay tononkira.serasera.org atao rehetra tsy mety avokoa
Tsy kfvt fantatro
Fony teo anilanao
Nantenaiko tsy ho rava
Ny hasambarana
Tsy atao hahakivy na hampamoy fo
Mitraka ihany rgkg fa tsy hitomany
Tsy haiko angamba ny fomba fitia
Tsy fantatro
Izay atao rehetra tsy mety avokoa
Tsy fantatro
Mahatsiaro resy aho iuumww izany
Miantso tody sanatria
Hikizirako hatrany
Mitady hasambarana
Tsy atao hahakivy na hampamoy fo
Mitraka ihany fa tsy hitomany
Tsy haiko angamba ny fomba fitia
Tsy fantatro
Izay tononkira.serasera.org atao rehetra tsy mety avokoa
Tsy kfvt fantatro
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NARY ARTHURHits : 5128
Likes : 0 Like
Created by : Doris sy Ericka
Date : 12/10/2003 01:35
