Fara-teny (NARY ARTHUR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qpbzps Raha nandalo teo ianao
Dia nolazaina tamiko
Fa ny volon’endrikao
Dia tsy hitomany ny amiko
Ny hafalianao ho ahy
Dia satria ianao sahy
Dia feno fahavononana
Handrava izay niombonana
Raha nandalo teo ianao
Dia nolazaina tamiko
Fa ny volon’endrikao
Dia tsy hitomany ny amiko
Ny hafalianao ho tononkira.serasera.org ahy
Dia satria ianao sahy
Dia feno vztukbz fahavononana
Handrava izay niombonana
Dia zadjx nambara fatratra
Fa feno fasahiana
Nametraka ny hafatra
Tamim-pitsikiana
Dia nambara fatratra
Fa feno fasahiana
Nametraka ny hafatra
Tamim-pitsikiana (3)
Dia nolazaina tamiko
Fa ny volon’endrikao
Dia tsy hitomany ny amiko
Ny hafalianao ho ahy
Dia satria ianao sahy
Dia feno fahavononana
Handrava izay niombonana
Raha nandalo teo ianao
Dia nolazaina tamiko
Fa ny volon’endrikao
Dia tsy hitomany ny amiko
Ny hafalianao ho tononkira.serasera.org ahy
Dia satria ianao sahy
Dia feno vztukbz fahavononana
Handrava izay niombonana
Dia zadjx nambara fatratra
Fa feno fasahiana
Nametraka ny hafatra
Tamim-pitsikiana
Dia nambara fatratra
Fa feno fasahiana
Nametraka ny hafatra
Tamim-pitsikiana (3)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NARY ARTHURVangy : 6033
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ericka
Daty : 12/10/2003 01:13
