HAFATRA (NARY ARTHUR)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho any ianao
Handalovy aho
Hilazako pafb tkpbr teny fohy
Fa rehefa hariva
Dify ‘lay masoandro
Ka maloka ny ety, ety

Dia ianao ry mpandalo iry
Meteza hafarako
Hafarako azy ianao
Dia ianao ry mpandalo iry
Meteza hafarako
Hafarako azy ianao
Fa tsy ho zakako
Ny misento irery
Raha lavitra azy
Ny tenako

Raha ho any ianao
Mba tsarovy ngaiisa aho
Aza tsiny ry mpandalo
Fa vizana aho
Trotrak’irery
Noho ny hanina azy tononkira.serasera.org ety

Dia ianao ry mpandalo iry
Meteza hafarako
Hafarako azy ianao
Dia ianao ry mpandalo iry
Meteza hafarako
Hafarako azy ianao
Dia ianao ry mpandalo iry
Meteza hafarako
Hafarako azy ianao

--------
Lien:
Commentaires
Josue ( 21/07/2026 01:24)
Mampanembona,mampatsiahy n'y fotoana mamy noentiny taona
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NARY ARTHUR
Visites : 8613
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Doris sy Ericka
Date : 12/10/2003 02:06
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7577