Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSIAHY (NARY ARTHUR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nataoko okvp ny tsy hahatsiaro ny tononkira.serasera.org anaranao
Tsy tiako hifoha intsony
Nataoko ny hanadino ny salovanao
Mandratra ny ati-fo
Mitomany aho,
Vonton-dranomaso,
Malahelo am-po,
Mahatsiahy ny taloha,
Ny ranomaso foana no artcfomy mitrahotraho
Nataoko anefa ny hangina
Tsy hiverina hibanjina ny lasa
Ny endrikao ry fahiny, ny zava-bita
Niniako ho vqri hadinoina
Mitomany aho,
Vonton-dranomaso,
Malahelo am-po,
Mahatsiahy ny taloha,
Ny ranomaso foana no mitrahotraho
Mitomany aho,
Vonton-dranomaso,
Malahelo am-po,
Mahatsiahy ny taloha,
Ny ranomaso foana no mitrahotraho
Tsy tiako hifoha intsony
Nataoko ny hanadino ny salovanao
Mandratra ny ati-fo
Mitomany aho,
Vonton-dranomaso,
Malahelo am-po,
Mahatsiahy ny taloha,
Ny ranomaso foana no artcfomy mitrahotraho
Nataoko anefa ny hangina
Tsy hiverina hibanjina ny lasa
Ny endrikao ry fahiny, ny zava-bita
Niniako ho vqri hadinoina
Mitomany aho,
Vonton-dranomaso,
Malahelo am-po,
Mahatsiahy ny taloha,
Ny ranomaso foana no mitrahotraho
Mitomany aho,
Vonton-dranomaso,
Malahelo am-po,
Mahatsiahy ny taloha,
Ny ranomaso foana no mitrahotraho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NARY ARTHURVangy : 12831
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Andriamady Doris
Daty : 12/07/2003 19:42
