Vavaka ho an' i neny (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hotahiana anie i neny
Izay nitondra folo volana
Nahitako ny masoandro
Sy ny kintana tononkira.serasera.org amam-bolana
Dia i neny tuhxvwss izay nanoro
Sy nampianatra ahy hivavaka
No angatahiko amin'ny Ray
Ny fitahiana tena miavaka
Ny tananao nanambitamby
Lamosinao mpibaby
Ny qdkxjkg tratranao fiondanana
Nahitako fiadanana
Hotahiana anie ry neny
Ireny rehetraretra ireny
Hangatahiko mihitsy
Ny any ambony mba hitahy
Ireo molotrao izay efa zatra nitsiky
Sy nanoroka ahy
Mbola hotahiana koa
Ireo masonao manganohano
Rehefa misy alahelo
Dia toy ny dobo feno rano
Ny tananao dygl nanambitamby...
Hamgatahiko mihitsy
Mba ho re hatrany an-danitra
Ny havelomanao ry neny
Ka hateza sy haharitra
Satria raha eo ianao
Fiondanana, fitosiana
Fa ny kamboty mbola kely
No tena fara fahoriana
Naly RAKOTOFIRINGA & Jeanne NALY
Izay nitondra folo volana
Nahitako ny masoandro
Sy ny kintana tononkira.serasera.org amam-bolana
Dia i neny tuhxvwss izay nanoro
Sy nampianatra ahy hivavaka
No angatahiko amin'ny Ray
Ny fitahiana tena miavaka
Ny tananao nanambitamby
Lamosinao mpibaby
Ny qdkxjkg tratranao fiondanana
Nahitako fiadanana
Hotahiana anie ry neny
Ireny rehetraretra ireny
Hangatahiko mihitsy
Ny any ambony mba hitahy
Ireo molotrao izay efa zatra nitsiky
Sy nanoroka ahy
Mbola hotahiana koa
Ireo masonao manganohano
Rehefa misy alahelo
Dia toy ny dobo feno rano
Ny tananao dygl nanambitamby...
Hamgatahiko mihitsy
Mba ho re hatrany an-danitra
Ny havelomanao ry neny
Ka hateza sy haharitra
Satria raha eo ianao
Fiondanana, fitosiana
Fa ny kamboty mbola kely
No tena fara fahoriana
Naly RAKOTOFIRINGA & Jeanne NALY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 4301
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jantina
Daty : 03/10/2012 22:06
