Ny vady (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona ary moa ny vady o ry lahy
Fo sy aina, sombinaina sy fanahy
Ny vady tiana, iwans fifaliana
Akaiky fo, andanivoa, ka tsy ho lo
Fa ny vady tsy pwovjy fiady fa tononkira.serasera.org ho tady
Ikambanana ho namana
Tsy fambotry na fanosy
Fa ho iray mandrakizay
Sy xqxyelj fitia doria doria
Fo sy aina, sombinaina sy fanahy
Ny vady tiana, iwans fifaliana
Akaiky fo, andanivoa, ka tsy ho lo
Fa ny vady tsy pwovjy fiady fa tononkira.serasera.org ho tady
Ikambanana ho namana
Tsy fambotry na fanosy
Fa ho iray mandrakizay
Sy xqxyelj fitia doria doria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 20899
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Rija Razafimahefa
Daty : 16/01/2002 11:49
