Ny vady (Naly Rakotofiringa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ypjbxxwg Inona ary moa tononkira.serasera.org ny vady o ry lahy
Fo sy aina, psora sombinaina sy fanahy
Ny vady tiana, fifaliana
Akaiky fo, andanivoa, ka tsy ho lo

Fa ny vady tsy fiady fa ho tady
Ikambanana ho namana
Tsy fambotry na fanosy
Fa ewlastq ho iray mandrakizay
Sy fitia doria doria

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Naly Rakotofiringa
Visites : 20898
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Rija Razafimahefa
Date : 16/01/2002 11:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297