Mba tsiditsidiho (Naly Rakotofiringa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ho any
Any ho any ,izay ilay piagzl havako
Manina azy any aho
Ilay hany malalako
Iza re ,iza re no hafarako
Teny fohy hoe malahelo ka vangio
Aza ariana tononkira.serasera.org lahy ,fa mba tsiditsidiho

          Miova loko izay jereko raha lavitra anao
     vxyc      Ny alahelo anie ka haterokalao
          Manina anio kanefa tsarovy
          Tsarovy fa ampitso ihany ianao
vcmweop          Mety hizaka vetsovetso mitovy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Naly Rakotofiringa
Vangy : 8185
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Maneva
Daty : 27/05/2006 13:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0467