BETAFO (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mfqa Ao an-drefan’Antsirabe
Misy tanana tsara tononkira.serasera.org faleha
Iny avaran’Andraikiba
Ny lalana dia madiva
tpudhkqr Ho tazana ireo voly
Maintso mavana voakolikoly
Na ny lemaka na ny havoana
Tsara aok’izany ’zay manoloana
Tsy hitahita akory dia indro ’reo tafo
Io no tananan’ny BETAFO dojhzm
Hafa indrindra i BETAFO
Fa lazaiko anao marimarina
Ao no misy ilay dobo
Atao Tatamarina,
Eo ambony antsinana
Milahatra toy ny toko
Tendrombohitra telo hatao: Ny avoko
Antatafo ve, mba fantatrao
Tsy aiza fa ao avaratry ny tanana
Ao andrefana kely no misy
No misy an’ Andranomafana.
Misy tanana tsara tononkira.serasera.org faleha
Iny avaran’Andraikiba
Ny lalana dia madiva
tpudhkqr Ho tazana ireo voly
Maintso mavana voakolikoly
Na ny lemaka na ny havoana
Tsara aok’izany ’zay manoloana
Tsy hitahita akory dia indro ’reo tafo
Io no tananan’ny BETAFO dojhzm
Hafa indrindra i BETAFO
Fa lazaiko anao marimarina
Ao no misy ilay dobo
Atao Tatamarina,
Eo ambony antsinana
Milahatra toy ny toko
Tendrombohitra telo hatao: Ny avoko
Antatafo ve, mba fantatrao
Tsy aiza fa ao avaratry ny tanana
Ao andrefana kely no misy
No misy an’ Andranomafana.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 4814
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 16/09/2004 08:48
