Izaho sy Ianao (Nal's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no tokiko
izaho no tokinao
tsy mba hifandao
ianao ihany,izaho ihany no nisafidy ho mandrakizay
   Izaho sy ianao no oplk eruk nifanaiky fa hiaraka ho doria Izaho sy ianao ianao sy izaho izaho sy ianao no iray
Na mamy na mangidy zakaintsika tononkira.serasera.org izany ho mandrakizay
ho iray,iray foana izaho sy ianao
  Izaho sy ianao....
jxameo  Izaho sy ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nal's
Vangy : 2643
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nalsonrazakariasa2015
Daty : 15/03/2016 19:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0371