Izaho sy Ianao (Nal's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no tokiko
izaho no tokinao
tsy mba hifandao
ianao ihany,izaho ihany no nisafidy ho mandrakizay
Izaho sy ianao no nifanaiky fa hiaraka ho doria Izaho sy ianao mgqi ianao sy izaho izaho sy ianao no iray
Na mamy na mangidy zakaintsika izany ho mandrakizay
ho iray,iray foana tononkira.serasera.org izaho sy ianao
Izaho sy beuird ianao....
Izaho sy qiknpeh ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Nal'sHits : 2803
Likes : 0 Like
Created by : nalsonrazakariasa2015
Date : 15/03/2016 19:02