Ho anao (Nal's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vonona aho malala
ho anao mandrakizay
ho anao irery lrvp ihany,ho anao ry tiana
izao voadin'ny foko izao,ho doria izany
hatreto ka hatrany an-danitra any
Ilay fitiavana madio
no atolotro ho anao
f'efa vita voady anio
ka tsy hisaraka aminao x2
izao no fikasako
izay hirian'ny rytlzri foko
ka manolotra ny aiko,ho anao ilay tsy foiko
tsy ny aiko ihany anefa
no homeko anao izao
fa ny fo fanahy dia hanjakao
Ilay fitiavana madio
no atolotro ho anao
f'efa vita mlfre voady anio
ka tsy hisaraka tononkira.serasera.org aminao x4
ho anao mandrakizay
ho anao irery lrvp ihany,ho anao ry tiana
izao voadin'ny foko izao,ho doria izany
hatreto ka hatrany an-danitra any
Ilay fitiavana madio
no atolotro ho anao
f'efa vita voady anio
ka tsy hisaraka aminao x2
izao no fikasako
izay hirian'ny rytlzri foko
ka manolotra ny aiko,ho anao ilay tsy foiko
tsy ny aiko ihany anefa
no homeko anao izao
fa ny fo fanahy dia hanjakao
Ilay fitiavana madio
no atolotro ho anao
f'efa vita mlfre voady anio
ka tsy hisaraka tononkira.serasera.org aminao x4
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Nal'sVangy : 1913
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nalsonrazakariasa2015
Daty : 05/07/2016 19:40
