Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho anao (Nal's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vonona aho malala
ho anao gamxb mandrakizay
ho anao rioewqtt irery ihany,ho anao ry tiana
izao voadin'ny foko izao,ho doria izany
hatreto ka hatrany an-danitra any
Ilay fitiavana madio
no atolotro ho anao
f'efa vita voady anio
ka tsy mwpl hisaraka aminao x2
izao no fikasako
izay hirian'ny foko
ka manolotra ny aiko,ho anao ilay tsy foiko
tsy ny tononkira.serasera.org aiko ihany anefa
no homeko anao izao
fa ny fo fanahy dia hanjakao
Ilay fitiavana madio
no atolotro ho anao
f'efa vita voady anio
ka tsy hisaraka aminao x4
ho anao gamxb mandrakizay
ho anao rioewqtt irery ihany,ho anao ry tiana
izao voadin'ny foko izao,ho doria izany
hatreto ka hatrany an-danitra any
Ilay fitiavana madio
no atolotro ho anao
f'efa vita voady anio
ka tsy mwpl hisaraka aminao x2
izao no fikasako
izay hirian'ny foko
ka manolotra ny aiko,ho anao ilay tsy foiko
tsy ny tononkira.serasera.org aiko ihany anefa
no homeko anao izao
fa ny fo fanahy dia hanjakao
Ilay fitiavana madio
no atolotro ho anao
f'efa vita voady anio
ka tsy hisaraka aminao x4
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Nal'sVisites : 1953
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : nalsonrazakariasa2015
Date : 05/07/2016 19:40
