Faniriana (Nal's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao nahita anao dia tsapako avy hatrany
fa misy fo iray no nambabo ahy
t'anaty haizina haizina

babonao tokoa
babonao ty fo

fahasambarana raha ahy ianao
fiadanana ho ahy
tsisy adiady tsisy fitapitaka
fa tena babo k'aza manahy ouh tjjy ouh ouh

fa fitiavana madio
tena tia neter ka valio

nefa miahotra aho niresaka aminao
tsy haiko hbtf ny atao
faniriko nefa ny mba itoetra anilanao

raha sitrakao
raha avelanao

fahasambarana raha ahy ianao
fiadanana ho ahy
tsisy adiady tononkira.serasera.org tsisy fitapitaka
fa tena babo k'aza manahy ouh ouh ouh

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nal's
Vangy : 974
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nalsonrazakariasa2015
Daty : 11/02/2016 10:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0402