very vakana (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
o ry zavavy e! o ry zavavy e!
zavavy, zavavy, aza fady zavavy!
nankaiza ny daonqlb vadinareo
raha tianareo mba lazao
o ry zalahy e! o ry zalahy e!
zalahy, zalahy, aza fady zalahy!
izy anie ry zalahy ka lasa nandrato sjfpb any an’ ala
itafianay soa soa
raha sendra maty anao ahaona?
fonosy ravin-tatamo
tsy mahafono azy izany
e, e, e, lahy e!
savasavain’ ny ratsy
hihavian’ ny soa ry zalahy
izany indrindra izany zareo
very vakana izahya ry zavavy!
vakana inona moa?
jijy kely sarobidy ry zavavy
ambarao ka lazao
fa sao mba hitananrareo ry zavavy
dia ny fitandroana ny marina
ary ny tononkira.serasera.org fitanana ny hitsiny
andeha re mba hiara- mitady
fa osa izahay ka tsy mahalia lalana
andao fa hiaraka isika
andao re mba hitady ny marina
f’ izany ihany no hqokxw tena mampiadana
zavavy, zavavy, aza fady zavavy!
nankaiza ny daonqlb vadinareo
raha tianareo mba lazao
o ry zalahy e! o ry zalahy e!
zalahy, zalahy, aza fady zalahy!
izy anie ry zalahy ka lasa nandrato sjfpb any an’ ala
itafianay soa soa
raha sendra maty anao ahaona?
fonosy ravin-tatamo
tsy mahafono azy izany
e, e, e, lahy e!
savasavain’ ny ratsy
hihavian’ ny soa ry zalahy
izany indrindra izany zareo
very vakana izahya ry zavavy!
vakana inona moa?
jijy kely sarobidy ry zavavy
ambarao ka lazao
fa sao mba hitananrareo ry zavavy
dia ny fitandroana ny marina
ary ny tononkira.serasera.org fitanana ny hitsiny
andeha re mba hiara- mitady
fa osa izahay ka tsy mahalia lalana
andao fa hiaraka isika
andao re mba hitady ny marina
f’ izany ihany no hqokxw tena mampiadana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Naka RabemanantsoaVisites : 8800
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rafara
Date : 29/05/2007 12:53
