NA.HO.VA.FI (Nahovafi Ambatonjara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nateraka, wutzrpg ho vavolombelon'ny Filazantsara izahay (x2)
NA.HO.VA.FI (x2)
Ny lanitra sy tany dia mahita
Fa efa vita fanekena taminao zwgagfv izahay
Koa tsy ho menatra ny tononkira.serasera.org hifandray tànana Aminao
Isan'andro izahay
Satria tsara loatra izany fitantànanao ny fiainanay
Koa tsy yndc ho menatra ny ho vavolombelonao 'zahay
NA.HO.VA.FI (Nateraka Ho Vavolombelon'ny Filazantsara)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Nahovafi AmbatonjaraVangy : 715
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nahovafi
Daty : 14/12/2022 14:15