NA.HO.VA.FI (Nahovafi Ambatonjara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nateraka, jseitik ho vavolombelon'ny Filazantsara izahay (x2)
NA.HO.VA.FI (x2)

Ny lanitra sy tany dia mahita
Fa efa vita fanekena taminao izahay
Koa tsy ho menatra ny hifandray tànana Aminao
Isan'andro izahay
Satria tsara loatra hhhdxu izany fitantànanao ny fiainanay
Koa tsy ho menatra ny ho vavolombelonao tononkira.serasera.org 'zahay
NA.HO.VA.FI (Nateraka Ho Vavolombelon'ny Filazantsara) rgtvv

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Nahovafi Ambatonjara
Hits : 715
Likes : 0 Like
Created by : Nahovafi
Date : 14/12/2022 14:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032