Sipa diso saropiaro (Mr Sayda (Misié Sayda))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Yes iqxbt high, alefa SAYDA!
Hapasaropiaro ana hono Ny tanjony tononkira.serasera.org .. Ny akanjony
Fa diso saropiaro be le sipa oh oh oh
Fa ny vadiny hono maditra
Anatiny herinandro lery tsy hita oh oh oh
Fa leo anle mifanditra
Satria rafotsy tsy mba cool fa avy dia polisy
Miaiky hatr@ olona hoe sipa makovisy
Lay bandy tsy mirarah tsy mety saropiaro mtrcwqak a!
Lay sipa efa mandrangitr fa izy ts'mrarah
Refrain (x2)
Ny tanjony?
Hapasaropiaro ana hono ny tanjony
Dia nomeny anle bandy ray ny akanjony
Holalaovin'lery hatram'ranjony (hummm)
Tsy tiany hono aho fa satria manambady be dia be
Dia izy hono andeha mba itady bandy be dia be
Hamaliana faty ny alahelo izay tsy tantiny
Ifampizarany ny entana any anatiny akanjony
Refrain (x2)
(Efa lasa adala tena lety e tsitako zao ze masarpiaro anao@zany za ne na tsmody uvtocv ary mandefa msg na miantsu hoe aty misy ana zao azonao?ts azoko mits)
Refrain...
Auteur-compositeur: ANDRIANIFAHANANA Miandravola Rojotiana a.k.a Mr SAYDA
TOUS DROITS RESERVES

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mr Sayda (Misié Sayda)Vangy : 6033
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : rova totonio
Daty : 19/07/2017 12:04