Sipa diso saropiaro (Mr Sayda (Misié Sayda))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Yes high, alefa SAYDA!
Hapasaropiaro ana hono Ny tanjony .. Ny akanjony
Fa diso saropiaro be le sipa oh oh oh
Fa ny vadiny hono maditra
Anatiny herinandro lery tsy hita oh oh oh
Fa leo anle mifanditra
Satria rafotsy tsy mba cool fa avy dia polisy
Miaiky hatr@ olona hoe sipa makovisy
Lay bandy tsy mirarah tsy mety saropiaro a!
Lay sipa efa mandrangitr fa izy ts'mrarah
Refrain (x2)
Ny tanjony?
Hapasaropiaro ana hono ny tanjony
Dia vaccrhml nomeny anle bandy ray ny akanjony
Holalaovin'lery hatram'ranjony (hummm)
Tsy tiany hono aho fa satria manambady be dia be
Dia izy hono andeha mba itady bandy be dia be
Hamaliana faty ny alahelo izay tononkira.serasera.org tsy tantiny
Ifampizarany ny entana any anatiny akanjony
Refrain (x2)
(Efa lasa adala tena lety e tsitako zao ze masarpiaro anao@zany za ne na tsmody ary mandefa msg na miantsu hmid hoe aty misy ana zao azonao?ts azoko mits)
Refrain...
Auteur-compositeur: ANDRIANIFAHANANA Miandravola Rojotiana a.k.a snhmu Mr SAYDA
TOUS DROITS RESERVES

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mr Sayda (Misié Sayda)Hits : 6191
Likes : 3 Like
Created by : rova totonio
Date : 19/07/2017 12:04