Ampidiro aloha ny tenimiafina
ALELOIA (Mr Sayda (Misié Sayda))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsisy raha nanjary zay rehetra natao omaly
Ary mbola nandamoka koa izay nokasaina androany
Fanontaniana tsisy valiny fianana eto an-tany
Andriamanitra ny fitombohany Izy fiafarany
tononkira.serasera.org ( aza manotany eee !
Halaviro anao ny ydzdzuum ranomaso ooo ( aleloia )
Halaviro anao ny fahakiviana ( aleloia nmqxwj )
Aza miandry an'izay tsy ho avy fa alefaso oo ( aleloia )
Fa Jehovah mijery avy any ambony ! ( aleloia )
Mihirà hoe
« aleloia aleloia ! aleloia ! aleloia ! aleloia ! hosana !
( aleloia aleloia) aleloia ) ( aleloia ) ( aleloia( aleloia )
Ny fahotana mahafaty fa ny finoana mahavelona ee!
Ny vatana poakaty raha tsy finoana no atelina ee !
Andriamanitra impiry no efa niantso anao hiverina eee !
Fa raha tsy tojo fahasarotana ianao tsy matsapa ny heriny eee !
Halaviro anao ny ranomaso ooo ( aleloia )
Halaviro anao ny fahakiviana ( aleloia )

Fa Jehovah uagtn mijery avy any ambony ! ( aleloia )

Fantatro izay hinoko
Fantantro izay hijoroko
Nibitsikao ato ampoko « aleloia »

Artsafidy (safidyenglish)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mr Sayda (Misié Sayda)Hits : 1759
Likes : 0 Like
Created by : safidy.english
Date : 23/11/2022 08:33