ALELOIA (Mr Sayda (Misié Sayda))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsisy raha nanjary zay rehetra natao omaly
Ary mbola vacqmq nandamoka koa izay nokasaina androany
Fanontaniana tsisy valiny fianana eto an-tany
Andriamanitra ny fitombohany Izy fiafarany
( aza manotany eee !


Halaviro anao ny ranomaso ooo ( aleloia )
Halaviro efjqbd anao ny fahakiviana ( aleloia )
Aza miandry an'izay tsy ho avy fa alefaso oo  ( aleloia )
Fa Jehovah mijery avy any ambony ! ( aleloia )

Mihirà hoe
« aleloia aleloia ! aleloia !   aleloia ! aleloia  ! hosana !
( aleloia aleloia) aleloia ) ( aleloia ) ( aleloia( aleloia )

Ny fahotana mahafaty fa ny finoana mahavelona ee!
Ny vatana poakaty raha tsy finoana no atelina ee !
Andriamanitra impiry no efa niantso anao hiverina eee !
Fa raha tsy tojo fahasarotana ianao tsy matsapa ny heriny eee !

Halaviro anao ny ranomaso ooo ( aleloia )
Halaviro anao ny fahakiviana ( aleloia )
Aza miandry an'izay tsy ho avy fa alefaso oo  ( isqmgfcs aleloia )
Fa Jehovah mijery avy any ambony ! ( aleloia )

Mihirà hoe
« aleloia aleloia ! aleloia !   aleloia ! aleloia  ! hosana !
( aleloia aleloia) aleloia ) ( aleloia ) ( aleloia( aleloia )


Fantatro izay hinoko
Fantantro izay hijoroko
Nibitsikao ato ampoko « aleloia »

Halaviro anao ny ranomaso tononkira.serasera.org ooo ( aleloia )
Halaviro anao ny fahakiviana ( aleloia )
Aza miandry an'izay tsy ho avy fa alefaso oo  ( aleloia )
Fa Jehovah mijery avy any ambony ! ( aleloia )

Mihirà hoe
« aleloia aleloia ! aleloia !   aleloia ! aleloia  ! hosana !
( aleloia aleloia) aleloia ) ( aleloia ) ( aleloia( aleloia )


Artsafidy (safidyenglish)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0466