Ampidiro aloha ny tenimiafina
IANAO IHANY (Milanto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sanatria ny handao Anao tononkira.serasera.org raha sendra hakiviana na tojo fijaliana, ny fiainako.
Tsy takatry ny saina raha ireo zava-bitanao tamiko.
babonao tanteraka ny fo.
Ka sahiko ny milaza hoe:
Dia ny ainao mihitsy, nahafoy teo Kalvary noho ilay fitia tsy manam-paharoa ho djiugzkr ahy.
tsy misy toy ny Anao raha kmpezt mbola fitiavana.
mmmm...
Ianao ihany no eo foana ho ahy.
ka sahiko ny milaza hoe:
Ref:
Fa na eholcka dia lavo aza aho, mbola hiarina ihany
na dia mitoetra anatin'ny aizina aho,
dia Ianao no fahazavana ho ahy.
Matoky aho fa tsy irery.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MilantoVangy : 1248
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Milantoacrux
Daty : 17/02/2019 11:03