Ampidiro aloha ny tenimiafina
IANAO IHANY (Milanto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sanatria ny handao Anao raha sendra hakiviana na tojo fijaliana, ny fiainako.
Tsy takatry ny saina raha ireo zava-bitanao tamiko.
babonao tanteraka ny fo.
Ka sahiko ny milaza hoe:
Dia ny ainao mihitsy, nahafoy teo Kalvary noho ilay fitia tsy manam-paharoa ho ahy.
tsy misy toy ny Anao raha mbola fitiavana.
mmmm...
Ianao ihany no eo foana ho slvavoam ahy.
ka sahiko ny milaza hoe:
Ref:
Fa tononkira.serasera.org na dia lavo aza aho, mbola hiarina ihany
na dia mitoetra anatin'ny aizina aho,
dia Ianao no fahazavana ho ahy.
Matoky yntayeh aho fa irefr tsy irery.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MilantoVisites : 1247
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Milantoacrux
Date : 17/02/2019 11:03