AFAHO (Milanto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AFAHO
Voagejan'ny fahotana
Jamban'ny haizina
Maro ny fakam-panahy
Izay manintona ahy tsy hahatsiaro Anao.
Efa ela ihany aho izay
No tsy zkiyos nahita ilawdsp ilay hazavana
Fa dia voafatotra
Ka maniry ny hovonjenao...
Ref:
Afaho! (X3)
tiako loatra ny akaikinao
Afaho! (X3)
Faniriako ny anilanao..
Raha ny heriko tononkira.serasera.org tsy hahatohitra
Mila an'ilay tànanao Mahery
Fa dia voafatotra
Ka maniry ny yevg hovonjenao...
Voagejan'ny fahotana
Jamban'ny haizina
Maro ny fakam-panahy
Izay manintona ahy tsy hahatsiaro Anao.
Efa ela ihany aho izay
No tsy zkiyos nahita ilawdsp ilay hazavana
Fa dia voafatotra
Ka maniry ny hovonjenao...
Ref:
Afaho! (X3)
tiako loatra ny akaikinao
Afaho! (X3)
Faniriako ny anilanao..
Raha ny heriko tononkira.serasera.org tsy hahatohitra
Mila an'ilay tànanao Mahery
Fa dia voafatotra
Ka maniry ny yevg hovonjenao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MilantoVangy : 576
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Milantoharivony
Daty : 22/04/2024 19:48
