AFAHO (Milanto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AFAHO
Voagejan'ny fahotana
Jamban'ny haizina
Maro ny fakam-panahy
Izay manintona dxlz tononkira.serasera.org ahy tsy hahatsiaro Anao.
Efa ela ihany aho izay
No tsy nahita ilay hazavana
Fa dia voafatotra
Ka maniry oqzweedw ny hovonjenao...
Ref:
Afaho! (X3)
tiako bmak loatra ny akaikinao
Afaho! (X3)
Faniriako ny anilanao..
Raha ny heriko tsy hahatohitra
Mila an'ilay tànanao Mahery
Fa dia voafatotra
Ka maniry ny hovonjenao...
Voagejan'ny fahotana
Jamban'ny haizina
Maro ny fakam-panahy
Izay manintona dxlz tononkira.serasera.org ahy tsy hahatsiaro Anao.
Efa ela ihany aho izay
No tsy nahita ilay hazavana
Fa dia voafatotra
Ka maniry oqzweedw ny hovonjenao...
Ref:
Afaho! (X3)
tiako bmak loatra ny akaikinao
Afaho! (X3)
Faniriako ny anilanao..
Raha ny heriko tsy hahatohitra
Mila an'ilay tànanao Mahery
Fa dia voafatotra
Ka maniry ny hovonjenao...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MilantoHits : 539
Likes : 0 Like
Created by : Milantoharivony
Date : 22/04/2024 19:48
