TENA TIA (MIARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho tia,tena tia anao
tonga dia tia fa tsy mba niahotra
ilay fitiavako efa natory iny moa
nofohazinao,natolotro ho anao
raiso ary tena anjakao!!
Izaho aky, raha vao nahita anao
nody tsy tia,fa be ny tahotra
ireny olana nodiavina nisakana
tsy afaka nanoatra izay voasoratra
naleoko re nitia mangina anao
tononkira.serasera.org fa ny lalana nodiavina no nahatonga izany
tsy ankasomparana ,na koa hoé valin’ny tomany
ehvemlm raha fitiavana voatery afenina mandratra ihany
jkhdzyr ...mafy aky ka mafy ,izany sompatry ny tany!!!!!
Isika ity toa very juwqx hevitra
tsy ory fitia nefa mandefitra
izay no nahatonga ahy hihira ho an-dry!!
ity hira ity,hiran’ny fitia
porofo fa izaho TENA TIA!!
tarika MIARA
(tantely ANDRIAMIHAJA)

--------
Rohy: