TENA TIA (MIARA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho tia,tena tia anao
tonga dia tia fa tsy mba niahotra
ilay fitiavako efa natory iny moa
nofohazinao,natolotro ho anao
raiso ary tena anjakao!!
      Izaho aky, raha vao nahita anao
      nody tsy tia,fa be ny tahotra
      ireny olana nodiavina nisakana
      tsy afaka nanoatra izay voasoratra  
      naleoko re nitia mangina anao

                fa ny lalana nodiavina no nahatonga izany
                tsy ankasomparana ,na koa hoé valin’ny tomany
  jluan               raha fitiavana voatery afenina mandratra ihany
                ...mafy aky ka mafy ,izany sompatry tononkira.serasera.org ny tany!!!!!
Isika ity toa very hevitra
tsy ory fitia nefa mandefitra
izay no nahatonga ahy hihira ho an-dry!!
ity hira ity,hiran’ny fitia
porofo fa izaho TENA TIA!!

                      pnyh    tarika MIARA
             npcpa     (tantely ANDRIAMIHAJA)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : MIARA
Hits : 3243
Likes : 0 Like
Created by : fitiavana
Date : 16/04/2004 14:11
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2063