ny ditrako (MIARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ny ditrako,hiononako!
mankaharary sy mandratra fo
ny ditrako indrindra xnojq moa
no fitaky ny androm-piainako
ny ditrako,no nentiko nitia anao
mbola tsaroako any izany
hifonako izay vitako taminao
......tsy hisy intsony ny ditrako
ny hirako,no namako
nanoro ahy ny lalana
tsy sarako,raha ny hirako
dia mba kaloy raha mahatsiaro ianao
ny hirako tononkira.serasera.org no hanafatra aminao
syydv hilaza fa mampamangy hono hoé!
ny lycwmvxj hirako! tsy fahavalo sanatria!!!
fa bé fitiavana hanolotra FITIA
mampitraka mampifaly
tsy handrotsaka tomany
fa mandrotsy ny fo-ko sy ny saiko
tiako loatra ny hirako!!!!
tarika MIARA
mankaharary sy mandratra fo
ny ditrako indrindra xnojq moa
no fitaky ny androm-piainako
ny ditrako,no nentiko nitia anao
mbola tsaroako any izany
hifonako izay vitako taminao
......tsy hisy intsony ny ditrako
ny hirako,no namako
nanoro ahy ny lalana
tsy sarako,raha ny hirako
dia mba kaloy raha mahatsiaro ianao
ny hirako tononkira.serasera.org no hanafatra aminao
syydv hilaza fa mampamangy hono hoé!
ny lycwmvxj hirako! tsy fahavalo sanatria!!!
fa bé fitiavana hanolotra FITIA
mampitraka mampifaly
tsy handrotsaka tomany
fa mandrotsy ny fo-ko sy ny saiko
tiako loatra ny hirako!!!!
tarika MIARA
--------
Rohy:
