ny ditrako (MIARA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ny ditrako,hiononako!
mankaharary sy mandratra fo
ny ditrako indrindra moa
no fitaky ny androm-piainako
         ny ditrako,no nentiko nitia anao
   afpfk       mbola tsaroako any izany
         hifonako izay vitako taminao
         ......tsy trzlr hisy intsony ny ditrako
ny hirako,no namako
nanoro ahy ny lalana
tsy sarako,raha ny hirako
dia mba kaloy raha mahatsiaro ianao
         ny hirako no hanafatra aminao
  gcxlzv        hilaza fa mampamangy hono hoé!
         ny hirako! tsy fahavalo sanatria!!!
         fa bé fitiavana hanolotra FITIA
mampitraka mampifaly
tsy handrotsaka tomany
fa mandrotsy ny fo-ko sy ny saiko
tiako loatra ny hirako!!!!

      tononkira.serasera.org  tarika MIARA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : MIARA
Visites : 3436
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 16/04/2004 11:52
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291