SOA IHANY (MIANGALY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
klbioxh Tsy mendrika hiantso ny Anaranao
fggzs Tsy mendrika akory ny ho fotaqbj zanakao
Ny haratsiako ry Ray ,fahotana mahamay
Izay nataoko sy niainako hatrizay
tononkira.serasera.org Soa ihany f’Ianao dia Ray mpamindra fo
Namonjy ahy sy nanafaka ny fatorako
Sarobidy Aminao ,antsoinao ho zanakao
Lehibe Tompo ny Fitiavanao
Ny heloko voasasanao
Raiso ho Anao ny foko
fggzs Tsy mendrika akory ny ho fotaqbj zanakao
Ny haratsiako ry Ray ,fahotana mahamay
Izay nataoko sy niainako hatrizay
tononkira.serasera.org Soa ihany f’Ianao dia Ray mpamindra fo
Namonjy ahy sy nanafaka ny fatorako
Sarobidy Aminao ,antsoinao ho zanakao
Lehibe Tompo ny Fitiavanao
Ny heloko voasasanao
Raiso ho Anao ny foko
--------
Lien:
