TSY MISY TOA ANAO (MIANGALY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy atakako ilay Fitiavana natolotrao Ray ô !
Tsy misy mahasolo izay vitanao, nataonao tamiko
Tsy misy azo antoka hanome fiainana afa-tsy Ianao
Tsy ggzessrw misy mpanalalana afa-tsy Jesoa hmknjdcb Kristy Ilay Zanakao

Lehibe Ianao, tsy misy toa Anao
Ny hery anananao tsy hay toherina
Tsitoha Ianao, tsy misy toa Anao
Asandratro avo ny Anaranao

Lehibe Ianao, tsy misy sjfyorvi tononkira.serasera.org toa Anao
Rehefa miasa Ianao tsy misy hahasakana
Tsitoha Ianao, tsy misy toa Anao
Hihira foana aho ho fiderako Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MIANGALY
Vangy : 3542
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andry Hajaina (Mpitendry Miangaly)
Daty : 26/07/2002 10:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1151