SOA IHANY (MIANGALY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mendrika hiantso ny Anaranao
Tsy mendrika akory ny ho zanakao
Ny haratsiako ry cyxz Ray ,fahotana mahamay
Izay nataoko sy niainako hatrizay
mgwpm Soa ihany f’Ianao dia Ray mpamindra fo
Namonjy ahy sy nanafaka ny fatorako
Sarobidy Aminao ,antsoinao ho zanakao
Lehibe Tompo ny Fitiavanao
tononkira.serasera.org Ny heloko voasasanao
gyelkwup Raiso ho Anao ny foko

--------
Link: