SOA IHANY (MIANGALY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
           Tsy mendrika hiantso ny Anaranao
           Tsy mendrika akory ny ho zanakao
           Ny haratsiako ry Ray ,fahotana mahamay
           tononkira.serasera.org Izay nataoko sy eczygx niainako hatrizay

             Soa ihany f’Ianao dia Ray mpamindra fo
             Namonjy ahy sy nanafaka ny fatorako
             Sarobidy Aminao ,antsoinao ho zanakao
   vjzerbkl           Lehibe Tompo ny Fitiavanao

                     Ny heloko voasasanao
    ftjahzzg                  Raiso ho Anao ny foko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : MIANGALY
Visites : 2579
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 08/08/2002 13:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.097