IANAO NO TIAKO (Melky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho te-hahita anao (2)
Te-ho any te-ho any aho
Raha azoko atao, dia ny hiaraka aminao
F’izaho te ho any aminao (2) fa izao tononkira.serasera.org dieny izao aho
Raha sitrakao dia ho eo anilanao
Réf : Tsy ho zakako intsony raha kobonina ao am-poko
pzflebyf F’izaho tena tia
yfgyd F’izaho hihafy foana aloha
tena tsy sahy aho ny hilaza
Sao voafitaka ny fo
Nefa mafy tena mafy
Raha sanatria sangisangim-pitia
tsy ho tanty, tsy ho tanty
Sao sanatria ianao mody tia
Ilazao dieny izao (2)
Ilay fitiavanao, sao dia sangisangim-pitia
Dia izay rehetra am-ponao ao
Izaho hilaza aminao (2)
Fa ny tena sitrako raha mbola azo atao
Dia ianao no tena udxemvzc tiako
Te-ho any te-ho any aho
Raha azoko atao, dia ny hiaraka aminao
F’izaho te ho any aminao (2) fa izao tononkira.serasera.org dieny izao aho
Raha sitrakao dia ho eo anilanao
Réf : Tsy ho zakako intsony raha kobonina ao am-poko
pzflebyf F’izaho tena tia
yfgyd F’izaho hihafy foana aloha
tena tsy sahy aho ny hilaza
Sao voafitaka ny fo
Nefa mafy tena mafy
Raha sanatria sangisangim-pitia
tsy ho tanty, tsy ho tanty
Sao sanatria ianao mody tia
Ilazao dieny izao (2)
Ilay fitiavanao, sao dia sangisangim-pitia
Dia izay rehetra am-ponao ao
Izaho hilaza aminao (2)
Fa ny tena sitrako raha mbola azo atao
Dia ianao no tena udxemvzc tiako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MelkyVangy : 15655
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : titimms
Daty : 29/01/2007 19:55
