Osef (Meizah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ataovy izay tianao
Ny mpanenjika aleo ho tononkira.serasera.org any
Tohizo ny lalanao
Aleo izy any afara
Ny lafatra tsy misy na izaho na ianao
Ataovy izay tianao

Tsy lany mpitsikera sy mpanao resabe
Na maditra ianao ftjg na koa hoe hendry be
Tadidio ny nofinao tsinjovy aloha ny ho avy
Tampeno ny sofinao aleo izy hitabataba

Dia aza atao mibahana ny mpankahala e
Samy ho tsarain ny karatra epvwjc rehefa any aoriana e
Fomban'ny tsy tia ireny hiara mahita e eeeee

Aleo izy hitabataba izay tianao atao (×4)

Tadidio hatrany fa na inona ataonao
Izy anie tsy ho faly amin'ny fahombiazanao
Ataony gazety hatramin'ny fiainanao
Ataovy izay tianao

Raha tady ho kivy ianao
Dia henoy izao hira izao
Tsy sanatria handatsa fa hankahery anao
Tsy irery ianao znxvo fa be mpanohana
Izy ireo tsy handao tsy hanary anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Meizah
Vangy : 2777
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 04/09/2017 21:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0462