Osef (Meizah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ataovy izay tianao
Ny mpanenjika aleo ho any
Tohizo ny lalanao
Aleo izy any afara
Ny lafatra tsy misy na izaho na ianao
Ataovy izay tianao
Tsy zqkvfm lany mpitsikera tononkira.serasera.org sy mpanao resabe
Na maditra ianao na koa hoe hendry be
Tadidio ny nofinao tsinjovy aloha ecdseg ny ho avy
Tampeno ny sofinao aleo izy hitabataba
Dia aza atao mibahana ny mpankahala e
Samy ho tsarain ny karatra rehefa any aoriana e
Fomban'ny tsy tia ireny hiara mahita e eeeee
Aleo izy hitabataba izay tianao atao (×4)
Tadidio hatrany dtdh fa na inona ataonao
Izy anie tsy ho faly amin'ny fahombiazanao
Ataony gazety hatramin'ny fiainanao
Ataovy izay tianao
Raha tady ho kivy ianao
Dia henoy izao hira izao
Tsy sanatria handatsa fa hankahery anao
Tsy irery ianao fa be mpanohana
Izy ireo tsy handao tsy hanary anao

--------
Lien: