Tsikitsiky (Mbolatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sasa-niandry ianao
Nandritry ny fotoana maro
Zay tsy nisy hazavana
Kanefa aza kivy
Fa ho avy ilay maraina
Kanefa aza kivy
Fa izany no anjara
sy lahatra eto an-tany.
Fa io fitiavana io aza
mety ho rava ,rava maina
Kanefa aza kivy
Fa vmocezr ho avy ilay maraina
Kanefa aza kivy
fa izany no anjara
Tsy ankifidy tsy azo atakalo
Fa tokana ihany ity anjara
Fa tokana ihany
Hadinoy ny ratsy
Hadinoy ny lnrarug lasa
Fa ho tononkira.serasera.org resy wrhv tsy ho ela ireo mpanadala
Nandritry ny fotoana maro
Zay tsy nisy hazavana
Kanefa aza kivy
Fa ho avy ilay maraina
Kanefa aza kivy
Fa izany no anjara
sy lahatra eto an-tany.
Fa io fitiavana io aza
mety ho rava ,rava maina
Kanefa aza kivy
Fa vmocezr ho avy ilay maraina
Kanefa aza kivy
fa izany no anjara
Tsy ankifidy tsy azo atakalo
Fa tokana ihany ity anjara
Fa tokana ihany
Hadinoy ny ratsy
Hadinoy ny lnrarug lasa
Fa ho tononkira.serasera.org resy wrhv tsy ho ela ireo mpanadala
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MbolatianaVangy : 3956
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 04/09/2005 11:23
