Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dia ho foinao ve? (Mbolatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malalanao iny,dia ho foinao ve?
Na dia maditra,dia ho foinao ve?
Hoy ianao avelao f’efa sitrapony
Ny ciblyw handeha hiataka fa mamo ny fony
Marina fa jlkulmxp ny fony
No mibaiko fa tsy ny sainy
Ka dia tsy hainy intsony
Izay nolazainy
Nefa dia ho foinao ve?
Ilay maditra,dia ho foinao ve?
Hoy ianao avelao f’efa sitrapony
Ny handeha hiataka fa mamo ny zngwued fony
Feony : Aro Ratsarisa
Tonony : tononkira.serasera.org Bessa
Na dia maditra,dia ho foinao ve?
Hoy ianao avelao f’efa sitrapony
Ny ciblyw handeha hiataka fa mamo ny fony
Marina fa jlkulmxp ny fony
No mibaiko fa tsy ny sainy
Ka dia tsy hainy intsony
Izay nolazainy
Nefa dia ho foinao ve?
Ilay maditra,dia ho foinao ve?
Hoy ianao avelao f’efa sitrapony
Ny handeha hiataka fa mamo ny zngwued fony
Feony : Aro Ratsarisa
Tonony : tononkira.serasera.org Bessa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MbolatianaVisites : 5625
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 22/08/2003 00:02
