Tsikitsiky (Mbolatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sasa-niandry ianao
Nandritry ny fotoana maro
Zay tsy nisy hazavana
Kanefa aza kivy
Fa faehg ho avy ilay maraina
Kanefa aza kivy
Fa izany no anjara
sy lahatra eto an-tany.
Fa io fitiavana io aza
mety ho rava ,rava maina
Kanefa aza kivy
Fa tononkira.serasera.org ho avy ilay maraina
Kanefa aza kivy
fa izany no anjara
Tsy ankifidy tsy azo atakalo
Fa tokana oipdrmcp ihany ity anjara
Fa tokana ihany
Hadinoy ny kgowxoc ratsy
Hadinoy ny lasa
Fa ho resy tsy ho ela ireo mpanadala
Nandritry ny fotoana maro
Zay tsy nisy hazavana
Kanefa aza kivy
Fa faehg ho avy ilay maraina
Kanefa aza kivy
Fa izany no anjara
sy lahatra eto an-tany.
Fa io fitiavana io aza
mety ho rava ,rava maina
Kanefa aza kivy
Fa tononkira.serasera.org ho avy ilay maraina
Kanefa aza kivy
fa izany no anjara
Tsy ankifidy tsy azo atakalo
Fa tokana oipdrmcp ihany ity anjara
Fa tokana ihany
Hadinoy ny kgowxoc ratsy
Hadinoy ny lasa
Fa ho resy tsy ho ela ireo mpanadala
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MbolatianaVisites : 4047
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 04/09/2005 11:23
