Tsikitsiky (Mbolatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sasa-niandry ianaoNandritry ny fotoana maro
Zay tsy nisy hazavana
Kanefa aza kivy
Fa ho avy ilay maraina
Kanefa aza kivy
Fa izany no anjara
sy lahatra eto an-tany.
Fa io fitiavana io aza
mety ho rava ,rava maina
Kanefa aza kivy
Fa ho avy ilay maraina
Kanefa aza kivy
fa izany no anjara
Tsy ankifidy tsy azo atakalo
Fa tokana ihany ity anjara
Fa tokana ihany
Hadinoy ny ratsy
Hadinoy ny lasa
Fa ho resy tsy ho ela ireo mpanadala
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MbolatianaHits : 3163
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 04/09/2005 11:23