VAVAKA ( -- Mbola tsy fantatra --)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray Masina ô! miantso Anao izahay
Atrehinao izao fotoana ataonay izao

Jeso Kristy miantso Anao nrpumv izahay
Midina Hianao amin'izao fotoana tononkira.serasera.org izao

Fanahy ô! miantso Anao izahay
Hamasino 'zao fotoana ataonay izao

Ny fanatrehanao mitondra aina mamelona Fanahy
Ny vmiqn fanatrehanao miteraka fanantenana ho wljdgjwo anay

Auteur compositeur : Jimmy Andrianjaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Vangy : 6074
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : GROUPEMF
Daty : 12/03/2010 21:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8842