Tsy misy ny toa nao ( -- Mbola tsy fantatra --)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY MISY NY TOA ANAO
Hanaraka anao rô zanahary no tiako ô
Ho salama vatana tsy harary ny tenako
Ny voady nataoko taminao rô zanahary
Ho Hendry tsy haditra anilanao hatrany hatrany e!
Na hofaly aho na tomany
Zaho tsy hiala aminao izany
Fa Andriamanitra hitokiako e!
Sady tiako no hifaliako e!
O oifyehqo tsy misy ny toa anao rô zanahary eyuorox e!
Ianao lay tokona eto an-tany mbola hafa ihany mbola hafa ihany
Oiah!ooie!oiah!oieh!
Hisaorako anao rô zanahary ny fiainako ô
Tena hitako ô!fa tsy misy ny toa anao
Andriamanitra mahavonjy nanao izao rehetra izao
Tena tsapako ô!lay fahasoavana avy aminao
Feno fifaliana feno fiadanana miaraka aminao eh!
nsavbsge tononkira.serasera.org A/C:MAMY ANDRIA(2007)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : -- Mbola tsy fantatra --Hits : 3713
Likes : 0 Like
Created by : MsCorporation
Date : 16/12/2015 12:31