Hanina ny taniko (Mbola Talenta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina anao aho ry tany malala tsy foiko
Lay tany fihaviako mvtiziug any ambadiky ny tsy tazako
Ka ny embona injao mitambesatra anatin'ny foko
Tomany vqsgmkm fa mahatsiaro anao lay tanindrazako
Ref :
Manina e! Mahatsiaro tononkira.serasera.org aho e!
Ny anaranao no eo am-bavako
Manina e! Ka manembona e!
Asandratro ho anao isan'andro ny tonombavako
Raha ny alaheloko anao zao no ho fongariko
Tsy ampy anoratako izany ny tononkirako
Fa ny aingam-panahy ao anatiko no ampiakariko
Hanotra ezmx hira ho anao lay Gasikarako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mbola TalentaVangy : 843
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FanahyGasy
Daty : 12/12/2022 07:49