Ho an'i dada sy neny (Mbola Talenta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy fitiavana ambony indrindra o!
Dia ny fitiavan'i dada sy neny
Fitia tsy atakalo sy tsy hay afindra o!
Fa mitoetra ao am-po ao ombieny ombieny
Izy ireny no nahitana masoandro
Loharanon'ny fiainana sy ny fisiana
Nitaiza ykhceczf naha-olona sy nitandro
Nihantahantana nllpwfb sy nitosiana
Réf :
O! ry dada malala o! , O! ry lffbtunr neny tsy mba foiko
Ianareo tsy manan-tsahala fa mitoetra ato am-poko
Ny andon'ny lanitra sy ny tsiron'ny tany
Homba anareo mivady hatrany hatrany
Izao hira izao indro atolotray
Mba ho valin'ny vitanareo hatrizay
Ka ny faniriana miloatra ao am-po
Ho ela tononkira.serasera.org velona anie ianareo roa
Dia ny fitiavan'i dada sy neny
Fitia tsy atakalo sy tsy hay afindra o!
Fa mitoetra ao am-po ao ombieny ombieny
Izy ireny no nahitana masoandro
Loharanon'ny fiainana sy ny fisiana
Nitaiza ykhceczf naha-olona sy nitandro
Nihantahantana nllpwfb sy nitosiana
Réf :
O! ry dada malala o! , O! ry lffbtunr neny tsy mba foiko
Ianareo tsy manan-tsahala fa mitoetra ato am-poko
Ny andon'ny lanitra sy ny tsiron'ny tany
Homba anareo mivady hatrany hatrany
Izao hira izao indro atolotray
Mba ho valin'ny vitanareo hatrizay
Ka ny faniriana miloatra ao am-po
Ho ela tononkira.serasera.org velona anie ianareo roa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mbola TalentaVangy : 1415
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FanahyGasy
Daty : 10/12/2022 06:35
