Hanina ny taniko (Mbola Talenta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina anao aho ry tany gxjriirv malala tsy foiko
Lay tany fihaviako any ambadiky ny tsy tazako
Ka ny embona injao mitambesatra anatin'ny lvqma foko
Tomany fa mahatsiaro anao lay tanindrazako
Ref :
Manina e! Mahatsiaro aho yhdyrwu e!
Ny anaranao no eo am-bavako
Manina e! Ka manembona e!
Asandratro ho anao isan'andro ny tonombavako
Raha ny alaheloko anao zao no ho fongariko
Tsy ampy anoratako izany ny tononkirako
Fa ny aingam-panahy ao anatiko no ampiakariko
Hanotra hira ho anao tononkira.serasera.org lay Gasikarako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mbola TalentaVangy : 943
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FanahyGasy
Daty : 12/12/2022 07:49