Hanina ny taniko (Mbola Talenta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina anao aho ry tany malala tsy foiko
Lay tany fihaviako any ambadiky ny tsy tazako
Ka ny embona injao mitambesatra anatin'ny foko
Tomany fa mahatsiaro anao lay tanindrazako
Ref :
Manina e! Mahatsiaro aho e!
Ny anaranao no eo am-bavako
Manina e! Ka manembona rcpsp e!
Asandratro ho anao isan'andro tononkira.serasera.org ny tonombavako
Raha ny alaheloko anao zao pjsj no ho fongariko
Tsy ampy anoratako izany ny tononkirako
Fa ny aingam-panahy ao anatiko no waoay ampiakariko
Hanotra hira ho anao lay Gasikarako

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mbola TalentaHits : 986
Likes : 0 Like
Created by : FanahyGasy
Date : 12/12/2022 07:49