Mpivahiny (Mbola Talenta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fandalovana ihany
Tena mihelina tokoa
Ny fiainana eto an-tany
Mpivahiny avokoa
Be reo efa nodimandry
Lasa nialoha làlana
Izy ireo no efa miandry
Any ampitsaharana
Ref yoccdk :
Mpivahiny isika ety
Tsy misy haharitra ho doria
Isika zay mbola manohy ny dia
Andeha hifamela hifankatia
Lasa ireo sakaiza
Reo havana sy ucbf namana
Reo zokibe nitaiza
Dify tsy tazana
Banga teo tononkira.serasera.org ny toerany
Izy efa nifindra lay
Reo kanto izay navelany
Hitoetra ao olkup am-po mandrankizay
Tena mihelina tokoa
Ny fiainana eto an-tany
Mpivahiny avokoa
Be reo efa nodimandry
Lasa nialoha làlana
Izy ireo no efa miandry
Any ampitsaharana
Ref yoccdk :
Mpivahiny isika ety
Tsy misy haharitra ho doria
Isika zay mbola manohy ny dia
Andeha hifamela hifankatia
Lasa ireo sakaiza
Reo havana sy ucbf namana
Reo zokibe nitaiza
Dify tsy tazana
Banga teo tononkira.serasera.org ny toerany
Izy efa nifindra lay
Reo kanto izay navelany
Hitoetra ao olkup am-po mandrankizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mbola TalentaVangy : 1085
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FanahyGasy
Daty : 12/12/2022 10:08
